Teny iditra m
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tarehintsoratra faharoa ambin'ny folo ary renisoratra fahasivy amin'ny abidy malagasy.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Douzième lettre et neuvième consonne de l'alphabet malgache.
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra m~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny m~]

Teny iditra M
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] marika romana izay milaza ny isa 1.000
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/03