Teny iditra malama (lama)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malambolambo mampibolisatra: Tandremo sao potraka fa malama ny fotaka
¶ Midifidify tsy mety mandoa trosa: Olona malama iny Rangahy iny fa aza mba mampisambo-bola an' iny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy smooth, slippery [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay glissant [1.3, 1.8]
 Poli, uni
¶ figuré: mauvais payeur, peu probe, qui ne rend pas ce qu'il emprunte [1.3]
 lisse [1.8]
Haiendriteny 
malama
malaman'
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohatra 
1Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [2.472]
2Raha manaiky ny tsy hiverina ilalana ny tongotrao kapohin‘ ny bozaka kotsan' ando sy solafaka impolo kely amin' ny fotaka malaman' ny riaka... [2.529]
3nefa tandremo sao lavo fa malama ny lalana; [2.1010]
4Tonon' andry malama, Mahaiza mitan-kazomanga, Fa ny zana-Bazaha no hitsangaaa. [2.69]
Ohabolana 

Fivaditsoratra mamala

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20