Teny iditra p
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tarehintsoratra fahadimy ambin'ny folo ary renisoratra fahiraika ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny f miova ho p: sarotra fantarina = saro-pantarina.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] La quinzième lettre et onzième consonne de l'alphabet malgache.
Mpanahaka   ~ abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra P
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] Fôsfôrô. Singa mivaingana, faha-15 amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] Phosphorus.
Fanazavàna teny frantsay  [3.1] Phosphore.
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14