Entrée | s
![]() | ||
Partie du discours | nom (symbole) | ||
Explications en malgache | Tarehintsoratra fahafito ambin'ny folo ary renisoratra fahatelo ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny s dia lasa ts: Zavatra soa = zavatsoa. Amin'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny kosa, ny s manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + soratra = manoratra. [1.1] | ||
Explications en français | Dix-septième lettre et treizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] | ||
Analogues | abidỳ | ||
Tableaux et planches | Les alphabets | ||
Articles | Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy | ||
Illustrations |
| ||
Entrée | S
![]() | ||
Partie du discours | nom (symbole) | ||
Explications en malgache | Solifara. Singa mivaingana, faha-16 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | ||
Explications en anglais | Sulfur. [3.1] | ||
Explications en français | Soufre. [3.1] | ||
Vocabulaire | Chimie | ||
Mis à jour le 2022/08/14 |
![]() |