Teny iditra t
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fitovonana man~ mba hanaovana matoanteny, ny t manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + taitra = manaitra.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Dix-huitième lettre et quatorzième consonne de l'alphabet malgache.
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra t~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny t~]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tovona fametraka eo alohan' ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza fotoana na toerana) ka mahatonga azy ireo hanambara ny efa lasa: aloha / taloha; aiza / taiza; eto / teto; amin' ny / tamin' ny
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the letter t is added to prepositions and adverbs of time as a sign of past tense, as: Amy, pres., Tamy, past; Any, Ao, Eo, etc., pres., Tany, Tao, Teo, etc., past.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] préfixe indiquant le passé des prépositions et adverbes de temps et de lieu
  [Rajaonarimanana 1995] préfixe exprimant le temps passé
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra t~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny t~]
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995] préfixe exprimant l'origine
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/08