Teny iditra u
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] Tarehintsoratra ary zanasoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns.
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra U
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] Singa mivaingana, faha-92 amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] Uranium.
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14