Entrée |
v
 |
Partie du discours | nom (symbole)
|
Explications en malgache | Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra
fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy,
izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny:
Takolaka varavarana miova ho takola-baravarana;
marihina fa ny v manomboka fototeny mikambana amin'ny man
mba hanaovana matoanteny dia indraidray miova ho b
ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly),
indraidray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona). [1.1]
|
Explications en français | Dix-neuvième lettre et quinzième consonne de
l'alphabet malgache. [1.3]
|
Analogues |
abidỳ |
Tableaux et planches |
|
Articles |
Illustrations |
|
|
Entrée |
V
 |
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Marika romana izay milaza ny isa 5 [3.1]
|
Vocabulaire |
Tableaux et planches |
|
|
Entrée |
V
 |
Partie du discours | nom (symbole)
|
Explications en malgache | Singa mivaingana, faha-23 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1]
|
Explications en anglais | Vanadium [3.1]
|
Vocabulaire |
|