Teny iditra w
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns.
Mpanahaka  abidỳ ~ Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Sary 

Teny iditra W
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] Singa mivaingana, faha-74 amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] Tungsten.
Fanazavàna teny frantsay  [3.1] Tungstène.
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14