Teny iditra x
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns.
Mpanahaka  abidỳ ~ Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Sary 

Teny iditra X
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] marika romana izay milaza ny isa 10
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/22