|
|
|
|

Entrée (1/2)1  dihy
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
Explications en malgache  7  fampisehoam-pihetsehana ataon' ny tena manontolo: loha, tanana, tongotra, ary indraindray koa aza ny vatana, mba hanehoana fifaliana
8  Toetran' ny fanidin' ny vorona eny amin' ny habakabaka raha tsy mihetsika na mikopaka ny elany [1.1]
Explications en anglais  9  a dance, dancing in the native style. See danise, tsinjaka [1.2]
10  a dance, dancing [1.7]
Explications en français  11  danse [1.3#102, 1.8]
12  sautillement, tournoiement de la toupie, du fuseau
13  le trémoussement des ailes d’un oiseau planant au même point [1.3#102]
Exemples  14  Velona indray ny hira amana dihy natao teo tamin' ny ndeha hangataka iny. [2.245]
15  Inona kosa, hoy Noro nony efa nitonitony izy, no tsy nitiavanao ny dihy? [2.5]
16  Tsimpony ny teny rehetra mampiseho ny maha-malagasy ny dihy sy ny mpandihy. [2.313]
Synonymes  17  danise, tsinjaka
Analogues  18  tsinjaka, sahoby, totorebika, tsipisandry, velatanana, dihy soroka, dada, jaiko, soamaroroka, tsaramiera, soratra, afindrafindrao, salegy
Mots composés 
Titres 
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot dihy

Entrée (2/2)25  Dihy
Mots élémentaires  26  dihy
Partie du discours  27  nom propre (titre de poème)
Vocabulaire  28  Littérature: poèmes
Auteur  29  Rabearivelo Jean-Joseph
Tableaux et planches  30  Liste complète

Anagrammes  31  Dihy, dihy, hidy, Dihy, dihy, hidy

Mis à jour le 2023/10/22