Entrée | loharano | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1] | ||
Explications en anglais | A spring of water [1.7] | ||
Explications en français | Source [1.8] | ||
Exemples | ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy
[2.48] | ||
Mots élémentaires | loha ; rano | ||
Mots composés |
| ||
Titres | |||
Proverbes | Proverbes contenant le mot loharano | ||
Entrée | Loharano | ||
Partie du discours | nom propre (titre de livre) | ||
Sous-titre | T7 | ||
Auteur | Rabemiza Basile; Randrianasolo Joseph Labre; Rakotonjanahary Benoît; Randriambololona André; Razanamanana Marie Jeanne; Randrianirinasoa Jean Hippolyte | ||
Editions | 1996. Ambozontany. Largeur: 15cm. Hauteur: 22cm. Pages: 191. Analamahitsy. | ||
Tableaux et planches | Tous les titres | ||
Entrée | Loharano | ||
Partie du discours | nom propre (titre de livre) | ||
Sous-titre | T8 | ||
Auteur | Rakotonjanahary Benoît; Randrianasolo Joseph Labre; Razanamanana Marie Jeanne; Rabemiza Basile; Randrianirinasoa Jean Hippolyte; Randriambololona André; Ralambozafy Jean | ||
Editions | 1987. Ambozontany. Largeur: 15cm. Hauteur: 22cm. Pages: 192. Fianarantsoa. | ||
Tableaux et planches | Tous les titres | ||
Entrée | Loharano | ||
Partie du discours | nom propre (titre de livre) | ||
Sous-titre | T9 | ||
Auteur | Randriambololona André; Rabenandrasana Alfred; Randrianasolo Joseph Labre; Rafaralahimboa Henriette; Ralambozafy Jean; Rakotonjanahary Benoît; Rabemiza Basile | ||
Editions | 1988. Ambozontany. Largeur: 15cm. Hauteur: 22cm. Pages: 152. Fianarantsoa. | ||
Tableaux et planches | Tous les titres | ||
Entrée | Loharano | ||
Partie du discours | nom propre (journal) | ||
Auteur | Andrianjafitrimo Edouard, 1914 | ||
Vocabulaire | Maisons d'édition, journaux | ||
Mots élémentaires | loharano | ||
Tableaux et planches | Tous les titres | ||
Entrée | Loharano (loha, rano) | ||
Partie du discours | nom propre (toponyme) | ||
Vocabulaire | Géographie: agglomérations | ||
Coordonnées | -25.0833333, 46.8166667
-24.7166667, 46.8833333 -22.6166667, 47.8666667 -21.95, 48.1 | ||
Toponymie | loha, rano | ||
Anagrammes | horoñala, loharano |
Mis à jour le 2023/08/08 |
![]() |