Teny iditra amanin-tsahona (amany, sahona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza ranon-javatra kely dia kely, toy ny hoe indray mitete [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [ amanintsahona ] The spawn of frogs. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay Frai de grenouille. Se disait d' une goutte de liquide, d'une larme [Veyrières 1913]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/19