Entrée |
andriamby
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tenan-javatra fahita any anatin' ny tany, manana hery manokana hanintona ny vy sy ny metaly sasantsasany [1.1]
|
| Karazana vy manana toetra misintona vy hafa [1.13]
|
Explications en anglais | Magnetic iron, a loadstone; a magnet [1.2]
|
| Magnet [1.7]
|
Explications en français | Aimant [1.5, 1.8]
|
| Aimant [1.13]
|
Exemples |
1 | Ohatra ny andriamby nanintona ny masoko ilay izy.
[2.4]
|
2 | Mbola miasa tsara ihany ilay andriamby manintona ny vehivavy eny aminy.
[2.529]
|
3 | Nihevingevina toy ny fanjaitra akekezin'ny andriamby ny tovolahy noseraniny.
[1.280]
|
|
Vocabulaire |
Mots élémentaires | andriana ; -by (vy) |
Mots composés |
|
|