Teny iditra | an-tsitrapo (any, sitraka, fo) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana:
Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy | |
Teny mifanohi-kevitra | tsy an-sitrapo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |