Teny iditra bemavo (be, mavo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Diky, fivalanana
Voambolana 

Teny iditra bemavo (be, mavo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] karazam-bibilava madinika
Voambolana 

Teny iditra bemavo (be, mavo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] The traveller's tree. Ravenala madagascariensis, L. Same as ravimpotsy (Betsimisaraka), bakabia (Sakalava), fontsy (Betsimisaraka), akondrohazo (Provincial), and ravinala
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka] (de be : très et mavo : jaune). Nom donné pour des raisons différentes, dans diverses régions à des plantes très éloignées les unes des autres. Nom donné aux feuilles de Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae), lorsqu'elles jaunissent et qu'on peut les récolter pour faire du falafa.
Voambolana 
Anarana siantifika Ravenala madagascariensis
Mpitovy hevitra akondrohazo ~ bakabia ~ fontsy ~ ravinala ~ ravimpotsy

Teny iditra bemavo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsileo, Tanala] (de be : très et mavo : jaune). Variété de patate, Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae) à gros tubercule jaune.
Voambolana 
Anarana siantifika Ipomoea batatas

Teny iditra bemavo (be, mavo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Tanosy] liane aphylle à latex jaune abondant : Sarcostemma viminale(L.) R. Br.(Apocynaceae).
Voambolana 
Anarana siantifika Sarcostemma viminale

Teny iditra Bemavo (be, mavo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -22.2833333, 45.6333333
-21.6166667, 45.3833333
-17.2666667, 47.5166667
Haianarantany be, mavo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31