Teny iditra kandahy (lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny lahy amin' ny biby, izay mifanohitra amin' ny kambavy vadiny
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] un mâle qui a une femelle
Voambolana 
Teny mifanohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31