Entrée | manetry tena | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona [1.1] | |
Explications en anglais | To humble oneself [1.7] | |
Explications en français | S'humilier, être humble [1.8] | |
Exemples | Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.
[2.996] | |
Synonymes | mietry tena | |
Mis à jour le 2023/05/15 |