Teny iditra | mikoraraika (koraraika) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamoaka feo manokana, enti-milaza ny akohovavy mikotrika rehefa voakotaba vo amin' ny fikotrehany [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to rumble (of the stomach) [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | produire des borborygmes ¶ glousser (poule) [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Voambolana | Feo ~ Haibiby: (amin' ny ankapobeny) ~ Fahasalamana | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mikoraraika io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |