Teny iditra misalovana (salovana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipetraka na mandalo eo anoloan' ny olona iray: Aza misalovana olona fa tsy fahalalam-pomba izany
¶ Mitsatsaingoka miteny alohan' ny olona ka manapaka ny teniny: Tsy tokony hisalovana ny tenin' ny lehibe ny ankizy
¶ Mitsofoka ka mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany ka manelingelina azy: Aza misalovana amin' ny raharahako ianao fa ny anao atao tsara
Mitovy hevitra: manao bingo mahao matso ~ miditra ~ misalehotra ~ mitakatra ~ mitsabaka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to go ahead of others; to interfere with other people's business [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay se mettre devant quelqu'un; se mêler des affaires d'autrui [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
misalovana
nisalovana
hisalovana
misalovàna
Teny nalaina 

Teny iditra misalovàna (salovana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misalovana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31