Teny iditra psikanalizy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy sampana ao amin'ny psikôlôjia mamakafaka sy manazava ny zavamiseho tsy araka ny tokony ho izy mikasika ny sain'olombelona [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay psychanalyse [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31