Teny iditra roram-piso (rora, piso)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra rorampiso (rora, piso)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina
Mitovy hevitra: amanim-boalavo ~ erikerika ~ laviana [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31