Teny iditra setroky ny kitay nalainy (setroka, kitay, ala)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] voan' ny nataony ihany
Mitovy hevitra: mandrora mitsilany ~ mpivaro-drano tratr' orana ~ vivy nanitrika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31