Entrée | 1 tantara |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Vocabulaire |
8 Littérature: (en général) |
Explications en malgache |
9 Fahalalana ny zava-niseho tamin' ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena 10 Filazana fitohitohizan-javatra, andraisan' olona anjara, tena nisy marina na noforomporonin' ny saina fotsiny: Tia mihaino tantara ny ankizy [1.1] |
Explications en anglais |
11 a story, a tale [1.7] |
Explications en français |
12 histoire, conte; l'histoire [1.8] |
Exemples |
13 Tsy ahoany loatra izay tantara sy anganon-drainy [2.470] 14 Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy [2.48] 15 Ny mba tantaran|tantaram' ny tanindrazanareo, tsy ampy raviny roa na telo amin' ny boky fianarana tantaran|tantaram-pirenena fampiasa amin' ny kilasy ambony. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Titres |
|
Proverbes | 30 Proverbes contenant le mot tantara |
Anagrammes | 31 antatra, tantara, taranta |
Mis à jour le 2023/06/11 |