Teny iditra | vaky | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro ¶ Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazaina: Vaky teny malagasy [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Morceau, partie ; les diverses parties d'un bourgeon qui s'ouvre [Boiteau 1997] | |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny vaky io | |||
Teny iditra | vaky | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra potika noho ny olona na vely nahazo azy na noho ny fianjerany: Vaky ny solomasoko ¶ Simba, rava: Vakin' ny rano ny fefiloha ¶ Miseho: Vaky masoandro ¶ Fantatry ny olona rehetra: Vaky izao ny tsiambaratelony ¶ Enti-milaza ny ravina, ny voa, ny vony vao mivelatra: Vaky ravina ny zavamaniry amin' ny lohataona [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | broken, as glass; split; split open [Hallanger 1973] | |||
Fanazavàna teny frantsay | brisé, comme le verre; fendu; partagé [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny vaky io | |||
Haianarantany | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/22 |
![]() |